Indray
Ianao ilay tsy tiany indray no lasa anjarany fa ilay niriny hitondra ny anarany nandefitra any ho any ary noho izany raha tsorina aminao ny zavatra nataony: nafoiny noho ianao ny "izao tontolo izao-ny"
RADO
Date de dernière mise à jour : Mon 05 Jul 2021
Ajouter un commentaire