Créer un site internet
Professeur Andry RASAMINDRAKOTROKA Université d'Antananarivo MADAGASCAR

Fitiavana

Fitiavana

Be ny zavatra ato an-tsaiko
Ref'injay ahita anao
Satry foana re ry aiko
Ho tantaraina aminao ...


... Saingy indrisy re rahavako
     Fa voafatotra ny vavako
     Nahoana re no tsy voalazako?
     Feno angamba ny fitiavako
     Ka oroka mangina ihany
     Sisa nilazako izany!

RADO

Date de dernière mise à jour : Mon 05 Jul 2021

Ajouter un commentaire

Anti-spam