Mahery ilay zavatra miafina ao

MAHERY ILAY ZAVATRA MIAFINA AO

NA MIAFINA AZA NY AO ANATINAO AO
DIA TOY NY ZAVATRA AZO FANTARINA EO IMASONAO
KA NA TSY LAZAINAO AZA DE VOAVAKY TSOTRA IZAO
ILAY ZAVATRA ATAO IZAY EZAHINA HAFENINA

IO ZAVATRA MIAFINA IO NO MANERY ANAO
HILAZA NY TSIAMBARATELO AO ANATINAO
KA NA HAFENINA AZA DE MIBARIBARY ENY FONA
NY MARINA AO ANATINAO

JEREO NGE NY ENDRIKAO TO TE HILAZA ZAVATRA
HAFALINA VE SA FAHORIANA AOKA IANAO NO HILAZA AZY
DE HO SANATRIA VE HAMITAKA ANAO NY ENDRIKAO
SY IZAY HALOAKA NY VAVANAO KA FANTARO

NY MASO ADALA RAHA MIBAJINA ANAO
FA AOKA NY TANTARA NY HILAZA NY AO ANATINAO
KA AZA OMENA TSINY RAHA TOA KA NISAFIDY ANAO
SATRIA NY FOKO NO MILAZA NY AO ANATIKO AO

DOX

Ajouter un commentaire
 

Date de dernière mise à jour : Ven 23 sept 2016

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site

×